EZAKA KOPIA / BORIBORITANY FAHA-II

Notanterahina tamin’ny fomba ofisialy ny Alarobia 11 Novambra 2009 tao amin’ny Boriboritany faharoa tao Ambanidia ny Ezaka kopia ; izay nahatratra 781 ; tao anatin’ny fokontany miisa 24 ; vofehy tanatin’ny iray volana monja no nahavitan’ireo kaomisaona  namita izany.Ny ezaka kopia dia ezaka manokana ho an’ireo olona tsy mbola manana kopia mihitsy hatramin’ny nahaterahany ka izany indrindra no antony nanatontosana ity ezaka ity mba hofanamarinana mombamomba ny olona iray ary fantatra fa zon’ny tsirairay ny hanana izany anatin’ny fe-potoana 12 andro nahaterahana raha ny tokony ho izy.Ny Ezaka Kopia dia nanomboka tamin’iny taona lasa iny ka hofaranana ny taona 2010 ho avy izao ;izay tanterahina ao anatin’ny volana iray ny fizarana ny kopia ao anatin’ny taona iray .Izao fizarana izao no tontosa dia noho ny fanampiana sy ny fanohanan’ny Sampana UNICEF ary ny tanjona amin’ity hetsika ity kosa dia ny fanamorana ny hanomezana ny kopia maimaim-poana ho an’ireo olona rehetra izay tsy mbola manana izany.
Distribution d’actes d’état civil aux enfants du 2 ème arrondissement
Dans le 2 ème arrondissement, avec la coopération de l’UNICEF, quelque 781 copies devront être délivrées du 11 au 18 novembre 2009. Après récemment dans les 24 fokontany de cet arrondissement, 825 enfants n’ayant pas leurs actes de naissance ont été enregistrés, mais seulement 781 ont pu répondre aux critères exigés.
Assainissement de la capitale : Abattage des chiens errants
Une opération d’élimination des chiens errants sera effectuée dans la CUA ceci, en disposant des poisons dans les bacs à ordures. Pour ce jeudi 12 novembre, l’opération se fera dans le 5ème arrondissement