![]() |
|||||
|
PROTOCOLE D’ACCORDCUA –GALANA LE 27/11/09 Ny Galana dia anisan’ny orinasa tafiditra ao anatin’ny « Entreprise citoyenne » miara-miasa amin’ny CUA ho amin’ny fampandrosoana ny tanànan’Antananarivo.Fanaovan-tsoniam-piaraha-miasa no notontosaina niaraka tamin’i PDSn’Antananarivo , Edgard RAZAFINDRAVAHY sy ny Tale Jeneralin’ny orinasa GALANA , Philippe Guldemont, ka lelavola 14 tapitrisa ariary no nosoniavina tamin’izany ho fanatontosana ny tetikasa rehetra eny amin’ireo fokontany 21 izay misy ny tobin-dasantsy Galana .Ny 5 tapitrisa mahery dia natokana hikarakara ny fetin’ny faran’ny taona amin’ireo fokontany ireo ary ny 200 000ar kosa hotsinjaraina ho azy ireo .
|
|||||