![]() |
|||||
BOKIN’ANDRAIKITRA>
Araka ny fanentanana nifanesy efa natao , dia nampahafantarina ireo mpanao fitateram-bahoaka rehetra eto Antananarivo-Renivohitra , fa ampiharina manomboka izao ny “Cahiers des charges” na ny bokin’andraikitra”. Ho jerena manomboka ihany koa ny fampiasana tapakila eny amin’ireny mpitatitra ireny, ny kalitaon’ny asa. Nentanina torak’izany ny mpandeha rehetra mba hitaky hatrany ny tapakila
|
|||||