« Toute l'eau des océans ne suffirait pas à éteindre le feu de l'Amour. Et toute l'eau des fleuves serait incapable de le noyer. Imaginons quelqu'un qui offrirait tous ses biens pour acheter l'amour : il ne manquerait pas de recueillir le mépris »
(Cantiques des Cantiques : 8 : 7)
Déclaration IFPB (Impôt Foncier sur les Propriétés Baties)
Déclaration IFT (Impôt Foncier sur les Terrains)

Ho fanafainganana sy ho fanatsarana ny fomba fiasa eto amin'ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ny "Déclaration IFPB" dia azonao raisina eto.


Déclaration IFPB :
Déclaration Spéciale IFPB :

Déclaration Spéciale IFPB : Déclaration annuelle Déclaration annuelle

1-Taratasy ilaina raha hanao fanambarana trano vaovao (nouvelle construction na trano efa niorina fa tsy nandoavan-ketra na tsy nahazo raoly)

  • filazana manokana voafeno tsara
  • permis de construire (raha misy)
  • permis d'habiter (raha misy)
  • certificat de situation juridique
  • Isa sy refin'ny efitra rehetra
  • contrat de bail (raha misy mpanofa)
2- taratasy ilaina raha hanao fanambarana isan-taona(efa manana role)
  • Declaration annuelle voafeno tsara
  • photocopie role farany
  • resiliation bail na fanamarinana avy amin'ny Fokontany raha nisy mpanofa niala
3- taratasy ilaina raha hanao fanovana (MUTATION)

a) anarana :
  • acte de vente (raha novidiana)
  • acte de partage (raha nisy fizarana)
  • acte de notorieté (raha fandovana)
  • photocopie role farany

b) surface:

  • isa sy refin'ny efitra vaovao rehetra
  • taratasy fanamarinana ny daty nahavitan'ny fanitarana(permis d'extension,surelevation)
  • photocopie role farany

4- taratasy ilaina raha hanao fanafoanana (RADIATION)

  • permis de demolition
  • na fanamarinana avy amin'ny Fokontany fa efa tsy misy intsony ilay trano(rava)

Déclaration IFT : Filazana isan-taona ataon'ny mpanan-tany.Tsy maintsy ataon'ny mpanan-tany ho an'ny tany tsy misy trano miorina rehetra eto Antananarivo Renivohitra. "Araka ny lalàna manan-kery dia mahavoasazy ny tsy fanaovana izany" .

LAZAINA AO AVOKOA :

      • NY ADIRESY MAZAVA MISY NY TANY
      • ANARAN’NY TOMPONY
      • NY HOFANY RAHA MISY MPANOFA
      • NY REFY MARINA AMIN’NY VELARAN’NY TANY

      Déclaration IFT : page 1

 AMPIARAHINA AMIN’NY FILAZANA :

  • PHOTOCOPIE-N’NY CERTIFICAT D’IMMATRICULATION ET DE SITUATION JURIDIQUE AMIN’NY TANY
Rehefa feno ny "déclaration IFBP" sy ny antontan-taratasy miaraka aminy (asiana valopy misy hajia 300 Ar ary koa ny anarana sy adiresy mazavan'ny mpanao fanambarana ahafahan'ny tompon'andraikitra mamaly azy) dia azo alefa paositra amin'ny adiresy ny Tanànan'Antananarivo :
Commune Urbaine d'Antananarivo
(Déclaration IFPB / IFT)
4, rue Fernand Kasanga
Tsimbazaza - BP 1279

Fanamarihana : Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny tompon'andraikitra amin'ny laharan-tariby "0340609106" na "0330554434" .